|
|
|
|

Teny iditra1 mikatroka rarangy
Singan-teny  2mikatroka, 3rarangy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila. [1.1]
Tovy hevitra  6mamely rarangy, manao rarangy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31